Menu

dimanche 18 novembre 2012

Sekoly Alahady

                                                   Sekoly Alahady(SA)

- samedi 25 fevrier 2017 : concert SA avec la participation d'une jeune artiste malgache Ludysoa à la chapelle de la Barrière Saint Marc : PAF 10e adulte ; 5e enfant jusqu'à 10 ans
                              vente de barquettes vary aminana 5e après le concert
- dimanche 26 fevrier 2017: culte SA + vente de gateaux 2e


Taona 2012-2014
Sampana velona ato anatin'ny Tafo ny SA. Ny andraikitra dia ny fitaizana ara-panahy ireo zaza sy tanora zandriny ato amin'ny Tafo.
Mandray anjara amin'ny asa rehetra izay hatao amn'ny fampandrosoana ny Fiangonana izy.
Manana anjara Alahadiny  ao amin'ny Taona ny Sekoly Alahady; manao hetsika koa izy amin'ny fankalazana Krismasy.
Mizara roa ny sokajin'ny kilasy: 
                      -Ny ankizy eo amin'ny dimy ka hatramin'ny fito taona  (5 - 7 taona )
                     -Ny valo ka hatramin'ny telo amby folo taona.( 8 -13 taona)
Ny fampiananrana dia ny Alahady faha efatra isaky ny volana manomboka @ roa ora hariva ( 14h) ka hatramin'ny dimy ora sy sasany hariva (17h30).
Misy telo ny mpampianatra (monitrices) miandraikitra izany.

Raha mila hevitra hafa dia  afaka manantona na manoratra amin'i

 Nissya Randriamanantena : [email protected]r

ZKB Nasionaly : 9-10-11 Mey any Vendée

Ny hetsika ato ho ato izany dia
-ny fikarakarana ny fankalazana ny Xmas
-ny Fikarakarana ny Thé-Concert ny 27-28 Aprily @ 15h30 ao amin'ny Salle Soulas.