Menu

Sampana(Sections)

Hitanao eto amin'ity Pejy ity ny vaovao isantsampana, fa raha te_hiditra lalina kokoa dia tsindrio hatrany ny rohy mipetraka eo amparan'ilay anaran'ny Sampana.


-Sampana Vehivavy Kristiana (SVK): aty

Filoha 2012 : Rasamimanana Ruth 
Filoha 2014 : Ramananjo Sylvie
Filoha 2020 no mankaty : BARON Dorothée

ASA tato ho ato 
-Asabotsy 15 Mars 2014
    Fivoriana nandinihana ny Règlement intérieur Sampana

-Sampana Antoko Mpihira: Amboara (AMF O)  aty

Filoha 2022:Milijaona Rindra
Filoha 2020: Focard Liva
Filoha 2016: Focard Liva
Filoha 2014: Randriantsarafara Mahefa
Filoha 2012: Randriamantena Guy

Hetsika ato ho ato
 Alahadin'ny AMF 18 Septambra 2022.
Famerenana: 18 Jona -02 Jolay 2022 ao @ Chapelle

Hira hatao:    ho fanomanana ny Concert12 Aprily 2014
Famerenana : @ 28-29 Mars 2014
                         30 Mars hariva
                         04-05-06Aprily ao amin'ny Chapelle
                          

-Sampana Zavamaneno (SZM) : aty

Filoha 2019-2022: Ravelojaona Solofo
Filoha 2012-2018: Andriamampionona Solofo



-Sampana Sekoly Alahady (SA) : aty

Filoha 2012: Encrenaz Sahondra
Filoha 2014 : Ninah Rasolomampionona
Filoha 2016: idem

Hetsika ato ho ato
-Alahadin'ny Sampana 23 Mars 2014

ZKB  SA Nasionaly  : 9-10-11 Mey any Vendée

-Sampana Tanora Kristiana (STK) : aty


Filoha 2008-2012: Ramiandrasoa Naly
Filoha 2014: PAGNI 
Alahadin"'ny Sampna 23 Febroary 2014
Filoha 2016: Tinasoa ary mbola Filoha hatramin'izao 2022 izao
Alahadin'ny Sampana 16 Jona 2017
1-2-3 Jolay: Sortie RNSTK any Normandie;