Menu

Chapelle(entimanana)


Toy izao ny tabilao miandry ny fandraisana anjara amin'ireo kojakojan'ny Travaux heverina hatao.
Isaky ny sokajiny dia misy ny isan'ny Unités andrasana ohatra ny Elec misy 30Unit x 6.
Hahena isankerinandro ny Unités miandry rehefa tafiditra ny participation nataon'ny tsirairay.  Manomboka izao  dia aseho anao io  ny totalibeny.
Tsy soratantsika eto anefa ny anaranao fa any amin'ny bokim-piangonana no asiana azy. Fa raha misy "promesse de don" dia manorata na antsoy i Liva na i Vola izay tompon'andraikitra mivantana.
    Ezaka no ataontsika ka ny herin'ny Fanahy Masina anie no hanampy amin'izany.