Menu

Affichage des articles dont le libellé est Fampianarana. Afficher tous les articles
Affichage des articles dont le libellé est Fampianarana. Afficher tous les articles

mercredi 18 janvier 2017

Ny Asa fanompoan'ny Diakona

FIANGONANA  FPMA - ORLEANS

DINIDINIKA MIKASIKA NY ASA FANOMPOAN’NY DIAKONA


   Eto am-piandohana dia tsara ny milaza fa tsy haitraitra na fombafomba na fanao mahazatra akory ny fisian’ny Diakona ao amin’ny Fiangonana fa fanarahana sy fankatoavana izay voalaza ao anatin’ny Soratra Masina. Izany dia manomboka amin’ny fiantsoan’Andriamanitra mpanompo samihafa sy ny fifidianany ary ny fanokanany azy ho amin’ny asa fanompoana samihafa.
   Ny niantsoan’Andriamanitra an’i Mosesy (Eksodosy 3.1-12);ny niantsoana an’i Abraama sy ny nanovan’Andriamannitra ny anarany (Genesisy 12.1-5; 17.1-8); ny nanendren     a an’i Isaia ho Mpaminany (Isaia 6.1-9); ny niantsoana an’i Jeremia ho Mpaminany (Jeremia 1.4); ny niantsoana an’i Ezekiela ho Mpaminany (Ezekiela 2.1 – 3.3); ny niantsoan’i Jesoa an’I Petera sy Andrea ary Jakoba sy Jaona (Matio 4.18-22; Marka 1.16-20; Lioka 5.1-11); ny niantsoana an’i Matio (Matio 9.9-13; Marka 2.13-22; Lioka 5.27-39); ny niantsoan’i Jesoa ny Apostoly 12 lahy (Matio 9.35-10.1-18; Marka 3.13-19; 6.7-13; Lioka 6.12-16; 9.1-6); ny nahazoan’i Jesoa ny Mpianany (Jaona 1.35-51); ny niovan’i Saoly ho kristiana (Asa 9.1-19).
    Izany rehetra izany dia milaza mazava amintsika fa antso sy fanendren’Andriamanitra no nahatonga ho Diakona ny mpanompony fa tsy avy amin’ny safidimpon’olombelona akory. Izany indrindra no mahatonga antsika ho gaga sy talanjona indraindray rehefa mahita olon-kafa izay tsy nampoizintsika akory nefa lasa Diakona ; ny olona izay noheverintsika sy nantenaintsika anefa tsy lasa Diakona.

            FA INONA NO ATAO HOE DIAKONA, ARY INONA NO TOE-TSAINA SY TOE-PIAINANA ILAINA AMIN’IZANY ?

    Ny anarana hoe Diakona dia avy amin’ny teny grika hoe: “diakonos” (esclave) andevo na mpanompo. Io teny io dia avy amin’ny fototeny hoe :”konis” (vovoka). Araka izany dia mazava tsara fa ny anarana hoe: Diakona dia anaram-panajana fa tsy fakam-boninahitra satria ny Diakona dia olona nantsoin’Andriamanitra hanompo Azy; olona mpanompo fa tsy tompoina; olona manaiky ho andevon’i Kristy ;olona mihosom-bovoka.

    Izany fiainam-panompoan’ny Diakona izany dia mahatonga azy ho vavolombelon’i Kristy na ho maritiora mihintsy koa aza “marturia” (témoin, martyre); olona manaiky hanao ny asa fanompoam-bahoaka “leiturgia” (service public ; se mettre au service de tout le monde); nefa koa manaiky hanao asa fanasoavana, fihahiana ny hafa “diakonia” (diaconie ; entreprendre une oeuvre caritative – “karitas”).
    Raha izany rehetra izany no dinihina dia azo lazaina fa maro ary samihafa ny adidy sy asa fanompoana miandry ny Diakona. Koa izay nandray izany antson’ny Tompo izany ka manaiky hanao ny asa fanompoana dia tokony hahatsiaro lalandava fa tsy ny Mpitandrina na olon-kafa akory no tompoiny sy maniraka azy fa ny Tompo Andriamanitra Izay tia azy ka nifidy azy mba handeha sy hamoa voa tsara.Eo am-panaovana izany asa fanompoana izany dia tsy tokony hisy olona haniraka, ary tsy tokony hiandry mpaniraka ihany koa ny Diakona fa ho sahy hanira-tena. Tsy tokony hifampitsara na hifampitsikera koa ny Diakona eo am-panaovana izany asa fanompoana izany fa hanao azy amim-panetren-tena sy amin’ny fifanajana.

                FA INONA MOA NY ATAO HOE FIANGONANA  ?
       IZAY MAHA-IZY AZY NY FIANGONANA , NY FITONDRANA
                               SY NY FANDAMINANA AZY .

    Tsara ho fantatra ny maha-izy azy ny Fiangonana, dia ny maha-Fiangonana ny Fiangonana. Ny tsy fahafantarana sy ny fahadisoan-kevitra mikasika ny Fiangonana antsy dia mahatonga antsika hanaonao foana satria olona tsy mahalala ny fomban’ny fiangonana ka lasa manimba ny Fiangonana sy ny asan’Andriamanitra.

                    FAMARITANA NY FIANGONANA

    Ny teny fototra, teny grika hoe :”Eklesia” izay nahazoana ny teny latina hoe :”Ecclesia” sy ny teny frantsay hoe :”Eglise” dia tsy tena voalza loatra amin’ny nandikantsika Malagasy azy hoe: Fiangonana.
    Ny teny voalohany ao amin’ny “Eklesia” dia “Ek..”, na “Ex..”, midika hoe : mivoaka na miala ao anatin’ny zavatra iray .
    Ny faharoa dia “Klesia” izay milaza fiaraha-mihinana sy fiombonan-databatra, ary ny fahatelo dia ny hoe :”Klesis”, avy amin’ny matoateny hoe: “Kletos”, manasa na koa “Kaleo”,miantso.
    Ny atao hoe :”Eklesia” araka izany dia fikambanan’ny olona nantsoina ka nanaiky ary niala tao amin’ny toerana iray ka miombona ao amin’ny toerana iray vaovao.
    Ny tena mpikambana ao amin’ny Fiangonana ary dia ireo izay nahatsapa fa olona nantsoina izy ka nanaiky sy nanapa-kevitra ary niala tao amin’izao tontolo izao, tsy naman’izao tontolo izao intsony ary tonga olom-baovao. Izy rehetra dia tena iray ihany satria miombana latabatra ka samy mihinana ilay fihinam-panahy iray ihany, ary dia iray vatsy iray aina.
   Raha tsy toy izany ianao dia tsy mbola tafiditra ao anatin’ny Fiangonana ka mandiniha tena tsara. Aza tafandry mandry manana aretina fa sao very maina avokoa ny nataonao rehetra satria hazakazaka ivelan’ny “piste”.

        NY MAHA-IZY AZY NY FIANGONANA .

Ny maha-izy azy ny Fiangonana, ny mampiorina sy mampisy ny Fiangonana ,araka ny famaritana nataontsika teo ambony io dia ny olona. Raha tsy misy ny olona mahafeno ireo fepetra voalaza teo ambony ireo dia tsy misy ilay Fiangonana eo anatrehan’Andriamanitra, na dia misy trano mijoro na misy fanompoam-pivavahana aza ao na misy Diakona sy Loholona koa aza dia tsy izy ireny fa toy ny fampisehoana an-dapihazo fotsiny ihany.
    Zava-dehibe amin’Andriamanitra isika olombelona, mila antsika Izy ka miantso antsika mba hanorina ny Fiangonany.
    Miorina ny Fiangonana rehefa misy Petera ao (Matio 16.13-19) Ianao no antenainy ho Petera hampisy ny Fiangonana eo amin’ny faritra misy anao ka maneke amim-pitiavana, fantaro izay rehetra ilaina amin’izany. Tsy hifandovana ny maha-Petera; tsy miankina amin’ireo Ray aman-dreninao na ny anaram-pianakavianao fa miankina aminao irery. Ianao no antsoiny ka ianao no tokony manapa-kevitra sy miova.
    Azo lazaina fa ny olona iray niova fo dia efa Fiangonana fa ny fikambanan’ny Petera rao na maromaro no tena Fiangonana satria tsy ampy ny maha-Fiangonana azy raha tsy misy ny fiombonana amin’ny hafa.
    Ny fiombonana ao amin’ny Fiangonana dia tena ilaina satria isan’izay maha-izy azy ny Fiangonana izany. Tsy azo lazainaho Fiangonana akory izy raha tsy mandala izany fiombonana sy fifanatiavana izany. Tsy misy azo ahilikilika na iza na iza fa zava-dehibe ny tsirairay, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny zokiny indrindra .
    Tsy ny fiombonan’ny mpino ao amin’ny toerana iray ihany anefa fa indrindra koa ny fimbonan’ny Fiangonana namana rehetra manerana ny tany. Aoka tsy ho ianareo samy ianareo ao ihany no hifankatia fa lasa fitiavan-tena izany. Hevero koa ny fiombonana amin’ireo namana hafa.
    Jesoa Kristy indrindra ka no tena maha-izy azy ny Fiangonana. Izy no tompon’ny Fiangonana dia ny Fiangonan’Andriamanitra izay novidiny tamin’ny ràny (Asa 20.28). Tsy antsika ny Fiangonana fa Azy, araka izany dia tsy mety ny miteny hoe: Fiangonanay, na Fiangnan-drazanay ka tokony hahitsy.
    Tokony hekentsika fa Jesoa Kristy no Lohan’ny Fiangonana (Kolosiana 1.18) Izy no mibaiko sy toavin-teny ao. Diso hevitra izay manao azy ho tompom-piangonana na ho lohany ao amin’ny Fiangonana ka mihevitra fa hibaiko sy heken-teny ao, na fianakaviana na fikambanana na olon-tokana no mana izany, dia mamily ny Fiangonana ho tsy Fiangonana izy.
    Ny Fanahy Masina no hery miasa ao amin’ny Fiangonana. Izy no mahamasina ny Fiangonana sy izay rehetra momba ny Fiangonana ka mahatonga antsika ho olona masina,izany hoe olona voatokana.Ny asan’ny Fiangonana koa dia tonga asa masina, ny fitaovana rehetra ho fanaka masina . Izany dia mahatonga ny ara-panahy ho lohalaharana amin’ny zavatra rehetra.
    Ny Fiangonana dia tena vokatry ny fiaraha-miasan’Andriamanitra Telo Izay iray sy ny olona, na amin’ny fanorenana azy na amin’ny fampandrosoana azy dia mila antsika Andriamanitra. Mila izay fanomezam-pahasoavana rehetra ananantsika Izy.
    Ny mampalahelo dia izao :isika indray no mampitambitamby sy mamilafila Azy. Indraindray dia miseho ho tsy mila Azy isika dia ahorintsika samy irery ny Fiangonana. Ny herintsika no ampiasaintsika sy antenaintsika, na amin’ny fanorenana na amin’ny fampandrosoana ny Fiangonana. Isika no miseho ho lohan’ny Fiangonana ka mibaiko sy mitondra azy.


            NY FITONDRANA SY NY FANDAMINANA NY FIANGONANA

Tsara ny manamarika eto am-piandohana fa misy fitondrana maro samihafa voalaza ara-tantara .
    Ao n y fitondrana “ Patriarcal” ,izay ahitana ny fahefan’ny Patriarche na koa ny Père (autorité du Père)
    Ao koa ny fitondrana “Ploutocratique” , izay ahitana ny faheafan’ny Mpanankarena (autorité des riches).
   Aon y fitondrana « Aristocratique » na « Oligarchique », izay ahitana ny fahefan’ny andriana na olona ambony fara-piainana ( autorité des nobles)
   Ao  ny fitondrana « Démocratique », izay ahitana ny fahefan’ny vahoaka ( autorité du peuple)
   Aon y fitondrana « Théocratique »,izay hanekena ny fahefan’Andriamanitra (autorité de Dieu)
   Ary ao ny fitondrana « Apostolique », izay ahitana ny fahefan’ny Apostoly (autorité des apôtres).

    Tokana ihany ny fahefana izay manapaka ao amin’ny Fiangonana Protestanta Calviniste, misy ny FJKM sy FPMA dia ny fahefana « Théocratique ». Izany hoe Andriamanitra irery no hany tompon’ny fahefana ao amin’ny Fiangonana FJKM sy FPMA , tahaka izay ekena ao amin’ny fianakaviam-ben’ny Alliance Réformée mondiale izay iankinany.

    Telo ny rafi-pandaminana ankapobeny hita ao amin’ny Fiangonana dia ireto :

-          Fandaminana  “ pyramidal “ ,izay apetraky ny “souverain pontif “n any Pape . Dia izay hita ao amin’ny Fiangonana Katolika romana .
-          Fandaminana “congrégationaliste” ,izay voamariky ny kongresy na “assemble générale”, dia izay hita ao amin’ny Fiangonana Loterana sy ny hafa koa.
-          Fandaminana “Prebytero-synodal”, izay voamariky ny ambaratongan-drafitra toy ny Diakona – Mpihevi-draharaha – Mpandray ny Fanasan’ny Tompo – Synodam-paritany – Mpiandraikitra Lehibe – Synoda Lehibe . Dia izay hita ao amin’ny Fiangonana FJKM sy FPMA .

Araka izany rehetra izany dia tsy azo ampitahaina amin’ny fitondrana fikambanana “ association” na fitondram-bahoaka “ démocratique” ny fitondrana ny Fiangonan’Andriamanitra satria tokana ihany ny filamatra dia ny TENIN’ANDRIAMANITRA . Tsy izay lanin’ny maro na eken’ny maro an’isa akory no tena marina ,na izay lanim-bahoaka sy eken’ny vahoaka fa IZAY MIFANARAKA TSARA AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA IHANY .

    Ny fitondrana ny Fiangonana sy ny fandaminana azy dia tokony hatao mifanaraka tsara amin’izay voalazan’ny Foto-dalàna sy ny fitsipiky ny FPMA. Noho izany dia tsara ny mahafantatra tsara sy mianatra mihintsy koa aza  ny foto-dalàna sy ny fitsipiky ny FPMA.
    Mampalahelo fa indraindray rehefa misy tsy mety na mampiahiahy ny fitondrana ny Fiangonana, na efa tsy milamina ny Fiangonana vao mividy sy mampiasa ny foto-dalàna sy ny fitsipiky ny FPMA isika , efa diso tara loatra anefa izany .

RAKOTOARIMANANA Joseph,Mpitandrina.


mercredi 1 mai 2013

Fiangonana Malagasy

De Luther au "Fiangonana Protestanta": Quelques histoires de quelques époques mais qui nous concernent.
Merci au site de FPMA.
REPERES CHRONOLOGIQUES - EVENEMENTS RELIGIEUX
 En Occident et   à Madagascar
1517 - Base de la Réforme: Les 95 thèses de M. Luther
1530 - Réforme luthérienne
1536 - Calvinisme (à partir de l'Anglicanisme)
1545-1563 - Concile de Trente et début de la Contre-Réforme
1555 - Paix d'Augsbourg
1572 - Massacre de la St Barthélémy
1598 - Edit de Nantes
1600 - Installation des Français à Madagascar (Fort-Dauphin)
1701 - Fondation de la "Society for the Propagation of the Gospel"
1726-1756 - Grand Réveil en Angleterre (G. Whitefield)
1767 - Naissance du Méthodiste
1787 - Féodalité Merina par Andrianampoinimerina
1795 - Fondation de la "L.M.S."
1801 - Traité du "Concorda" en France par Napoléon I
1802 - Reconnaissance et organisation des Eglises Luthérienne et Calviniste en France
1818 - Arrivée de la L.M.S à Madagascar
1820 - Implantation de la L.M.S. (D. Jones) à Antananarivo
1822 - Fondation de la "Société Evangélique" à Paris
1828 - Accession de Ranavalona I au trône
1832 - Première tentative de la "Mission Catholique" à Andevoranto
1835 - Persécution des Chrétiens à Madagascar sous Ranavalona I
- Traduction et impression de la BIBLE MALGACHE
1841 - Nosy Be protectorat français
1845 - Deuxième tentative d'implantation catholique (baie de StAugustin)
1857-1895 - Renouveau en Amérique par D. Moody et I. Sankey
1860-1873 - Construction du Palais de la Reine par Camerone
1861 - Fin de la persécution des Chrétiens et accession de Radama II
- Implantation des Jesuites à Madagascar
- Retour de la L.M.S à Madagascar
1863 - Accession au trône de Rasoherina
1866 - Implantation des missions : - Anglicane (C.M.C. et S.P.G.)
- Norvégienne (N.M.S.)
1867 - Implantation des Quakers (F.F.M.A.)
1868 - Accession au trône de Ranavalona II
1869 - Conversion de la reine Ranavalona II et de son premier ministre au christianisme
1880 - (8 avril) Inauguration du Temple au Palais de la Reine
1873 - Implantation de la Mission Luthérienne Américaine :
Lutheran Board of Mission (L.B.M.) et Evangelical Lutheran Church (E.L.C.)
1877 -1881 - Deuxième phase de traduction de la Bible malgache
1878 - Fondation de l'Armée du Salut à Londres par W. Booth
1883 - Accession au trône de Ranavalona III
1887 - Première guerre franco-malgache
1894 - Deuxième franco-malgache
1895 - Madagascar est un protectorat français - Troubles
- Arrivée de la Mission Protestante Française (M.P.F.))
1896 - Madagascar est une colonie française
1897 - Retour de la L.M.S. après les troubles
1914-1918 - Première guerre mondiale: 45 000 Combattants malgaches "volontaires en France"
1915 - Création de la V.V.S. par RAVELOJAONA
1939-1945 - Seconde guerre mondiale
Historique de la F.P.M.A.
1946 - Création de la première Eglise Protestante Malgache à Montpellier par des militaires ayant participé à la deuxième  guerre mondiale
1956-1959 - Pasteur Daniel Ralibera nommé Pasteur Aumônier des Etudiants en France
1959 - Réunion du premier Synode de l'Eglise Protestante en France devenue F.P.M.A.à l'initiative du Pasteur Daniel Ralibera à Villemétrie.Le Pasteur Jacques Maury Sécrétaire Général des Associations chrétiennes d'étudiants a assisté au synode.C'est le Pasteur Victor Rakotoarimanana qui a présidé cette réunion.Michelson Ramanankasina fut élu 1er Président de la FPMA.
La FPMA est une Eglise unifiant les chrétiens malgaches résidant à l'étranger, issus des deux Eglises malgaches ( FJKM et FLM )
1959-1964 - Pasteur Ramilijaona 2nd pasteur Aumônier F.P.M.A.
1960: Reconnaissance de la FPMA comme Eglise.Elle devient membre de la FFPM.
1963:Mars Déclaration officielle de l'existence de la FPMA, régie par les lois 1901,1905 et 1907 ( J.O. n° 57 page 2296)
1964-1969 - Pasteur J. Ramahaly 3e pasteur Aumônier F.P.M.A.

1978-1982 - Le bureau national dirige la F.P.M.A. sous la présidence de Pasteur B. Rasidimanana
1979:Septembre: La FPMA devient membre associé de la FPF (Fédération Protestante de France)
1982-1986 - Pasteur V. Rakotoarimanana( FJKM) Premier Pasteur Synodal F.P.M.A.Synode à Celle sur Belle (à côté de Poitiers)
1988 - (mai) Autonomie financière de la F.P.M.A.
1988-1992 - Pasteur R. Rakotondraibe ( FJKM ) 2nd Pasteur Synodal F.P.M.A.
1989:30 ème anniversaire de la FPMA à Orléans,instauration du nouveau logo FPMA
1994:Changement d'appellation, le Pasteur Synodal devient President Synodal:Pasteur Mamy Andriamahenina ( FLM )est le  premier président synodal, proposé par le Comité Protestant et validé par le synode FPMA Octobre 1994 à Dijon
1995 - (novembre) Présidents d'Honneur de F.P.M.A. : Pasteurs P. Rasolondraibe( FLM ) et V. Rakotoarimanana ( FJKM )

1996 - F.P.M.A. est INDEPENDANTE suite à la décision du Comité Protestant  à Antsirabe
1998 - Nouvelle constitution de la F.P.M.A.26 ème synode à Rocheton
*Présidents d'Honneur : Pasteurs P. Rasolondraibe et A. Rabenoro
*F.P.M.A. fait partie du Conseil Oeucuménique des Eglises
1999 -La  F.P.M.A. a 40 ans
1999: 29 juin .La FPMA devient membre de La Fédération Luthérienne Mondiale ( LWF )
1999:8 Juillet La FPMA devient membre de l'Alliance Réformée Mondiale ( ARM)
2000: Juin /Célébration du 40 ème anniversaire de la FPMA à Versailles. 1 ère consécration de  pasteurs (13)au sein de la FPMA.
2001:Le comité Permanent choisit Pasteur Solohery Paul comme président de la FPMA
2004:La FPMA devient membre de la FMBM ( Fikambanana Mpampiely Baiboly eto Madagasikara )
2004:Synode FPMA Nancy.Pasteur Jean Ravalitera devient le nouveau Président de la FPMA
2007: Mars/ La FPMA devient membre à part  entière de la FPF ( Fédération Protestante de France )
2008:Mars/La FPMA devient membre de l'ANELF(Alliance Nationale
des Eglises Lutheriennes de France)
2009:Célébration du 50 ème anniversaire de la FPMA à Nanterre

mercredi 20 mars 2013

La Prière


                       LA PRIERE


Ce qu’est la prière


La prière est un dialogue avec Dieu par l’intermédiaire de Jésus Christ. « Nul ne vient au Père que par moi » dit Jésus (Jean 14. 6)

Fondement de la prière


Le fondement de la prière, c’est la relation du croyant avec Dieu, qui n’est autre que son Père. Cette relation est basée sur le baptême et sur la foi. Lors de notre baptême, Dieu dit à chacun de nous : « Tu es mon fils(ma fille), moi aujourd’hui je t’ai enfanté(e)» (Act 13.33).

En ce sens, la prière est considérée comme respiration pour le croyant. Il ne faut donc pas compter le nombre de prières à faire ni la position qu’il faut adopter (debout, assis, à genoux, yeux fermés ou ouverts, etc.) ni le lieu adéquat (salon, cuisine, dans la rue, dans l’avion, au travail, à l’école, etc.). On peut également prier à haute voix ou à voix basse ou à l’esprit selon la circonstance et selon l’envie.

La relation du croyant avec Dieu n’est autre qu’une prière. La foi est une vie de prière !

Est-il vraiment nécessaire de prier, puisque Dieu sait tout ?


Oui, cela est nécessaire, car :

·      Le dialogue approfondit la relation et entretient l’amour.
La prière est un bon signe de la relation qui existe entre Dieu et le croyant. On voit mal un enfant ne jamais adresser la parole à ses parents, de même on voit mal un croyant ne jamais adresser la parole à son Dieu.

·      Avec la prière, Dieu peut changer d’avis (Gen 8. 20-22). Tout peut arriver quand on prie. Aie confiance en Dieu ! Il est notre Père !

La prière est un acte de confiance


On peut tout dire à Dieu. On peut :

·    Demander ce que l’on veut
·    Avouer nos faiblesses, nos péchés
·    Le remercier pour ses bienfaits
·    L’adorer
·    Crier une révolte
·    Lui confier un secret
·    Etc.

Dans tous les cas, le croyant est appelé à faire confiance au Seigneur et à son amour. Le premier ennemi du croyant quand il prie, c’est le doute. Le tentateur ou le diable cherche toujours à insinuer le doute dans le cœur du croyant sur son identité en tant que fils de Dieu et sur l’amour de Dieu pour lui. Il veut que le croyant coupe sa relation de confiance à son Père.

Il y a différentes formes de non-confiance en Dieu que le diable évoque et qui poussent le croyant à le faire : mettre Dieu à l’épreuve en le forçant à faire des miracles (Luc 4. 3), considérer Dieu comme inutile et impuissant, faire du chantage à l’amour de Dieu (Luc 4. 9-10), renoncer à la Parole de Dieu (Gen 3. 1-5), se passer de Dieu comme s’il n’existait pas, se tourner sur soi-même (Gen 11. 1-9)

Avoir confiance en Dieu signifie considérer Dieu comme source et fondement de notre existence! Avoir confiance en Dieu signifie avoir la ferme conviction que Dieu a le savoir et le pouvoir d’accomplir ce qu’il dit. La vraie foi sait le vrai Dieu !

La prière vient du cœur


   Elle n’est pas à apprendre. Qu’est-ce tu as vraiment dans ton cœur ? De la peur ? Appelle au secours ; tu es dans le besoin? Demande ce qu’il te faut ; tu viens de faire quelque chose contre sa volonté ? Demande pardon ; tu es dans le doute ? Demande sa lumière ; tu es dans la joie ? Dis merci ; tu as un problème ? Remets tout entre ses mains ; tu as une urgence ? Il est toujours à côté de toi. Tu as….. ou tu es…. ? Il est vivant et t’écoute avec amour! 
Ce n’est pas parce que tu fais un long discours bien structuré que Dieu t’écoute. Même un simple soupir est aussi une prière !

La prière et le silence

Il y a d’abord le silence que l’on doit faire pour écouter Dieu.

En Deutéronome 27. 9, Moïse dit au peuple d’Israël après le don de la Loi : « Fais silence, écoute Israël ! Aujourd’hui, le Seigneur ton Dieu t’a fait devenir un peuple pour lui. Tu écouteras la voix du Seigneur ton Dieu ; mettras en pratique ses commandements et ses lois, que je te donne aujourd’hui ».
En faisant silence, nous permettons à Dieu de communiquer avec nous. Le silence laisse la possibilité au Seigneur de parler.

Ensuite, il y a le silence de Dieu.

Dans Psaumes 83.1, le psalmiste dit « O Dieu, sors de ton silence ; Dieu ne reste pas inerte et muet » Plus loin, le psalmiste décrit ainsi le silence de Dieu : « si le Seigneur
ne m’avait pas secouru, le silence serait devenu bientôt ma demeure »(Ps 94. 17)
Le silence de Dieu est une communication en soi. Il établit une « communication » entre Dieu et le croyant. Il permet au croyant de se construire sa compréhension personnelle sous le guide du Saint Esprit.

Dieu répond toujours à nos prières


Quand on appelle Dieu, il répond toujours soit par Oui soit par Non ou Autrement soit par Plus tard.

Si la réponse est oui, cela veut dire que notre prière est exaucée, le problème n’aura pas lieu. Ce qui soulève beaucoup de questions c’est quand la réponse est « non » ou « autrement » : Est-ce qu’il m’a entendu ? Est-ce qu’il m’aime ? Est-ce qu’il me connaît ? etc.

Dans II Cor 12. 9, trois fois, l’apôtre Paul a prié le Seigneur d’éloigner de lui une écharde dans la chair, un ange de Satan. Mais la réponse du Seigneur est ceci : « Ma grâce te suffit, car ma puissance s’accomplit dans la faiblesse».

Un père qui aime ses enfants n’accorde pas à ceux-ci tout ce qui est mauvais et dangereux pour eux même s’ils le demandent.
« Dieu connaît les projets qu’il a formés sur vous, projets de paix et non de malheur, afin de vous donner un avenir et de l’espérance » (Jér 29. 11).

Le « Plus tard » fait également partie de la réponse de Dieu. Il faut attendre mais jusqu’à quand ? Il faut de la patience et surtout de la confiance au Père qui veille sur ses enfants de jour comme de nuit.

Prière et action se complètent 


La foi doit être au centre de la prière et de l’action. L’apôtre Paul dit aux Ephésiens 2. 8- 10 « Car c’est par la grâce que vous êtes sauvés, par le moyen de la foi. Et cela ne vient pas de vous, c’est le don de Dieu. Ce n’est point par les œuvres, afin que personne ne se glorifie. Car nous sommes son ouvrage, ayant été créés en Jésus Christ pour de bonnes œuvres que Dieu a préparées d’avance, afin que nous les pratiquions.»

Les bonnes œuvres dont Paul parle ici ne sont que nos travaux quotidiens : que l’on soit professeur, agriculteur ou conducteur de train, etc., on le fait en tant qu’enfant de Dieu. Ces bonnes œuvres sont ainsi des conséquences de la foi.

En d’autres termes, la prière doit amener vers l’action et l’action doit être nourrie par la prière.

Prière individuelle et prière en commun se complètent


Comme la prière est fondée sur la relation entre Dieu et le croyant et la foi chrétienne se vit en communauté, la prière en commun (en famille, en groupe, en paroisse) devient hypocrite sans prière individuelle et la prière individuelle risque de tourner à vide sans prière en commun.

  Par ailleurs, quand on prie devant l’assemblée et pour l’assemblée, certains disent souvent « je ne sais pas prier », alors que d’autres essaient de faire savoir qu’ils sont les meilleurs dans cette matière.

  En tout cas, la prière reste prière. On dialogue toujours avec Dieu. Il faut être sincère avec Dieu et avec soi-même !


La prière nous libère de la dette



Effectivement, cette libération est fondée sur l’acte de salut de Jésus Christ sur la Croix.

En tant que « créature nouvelle » (II Cor 5. 17), Paul dit dans Rom 8 .12 : « Nous avons une dette». Mais quelle dette ? Et envers qui ? Et il continue au chapitre 13. 8 « N’ayez aucune dette envers qui que ce soit, sinon celle de vous aimer les uns les autres »

Nous arrivons maintenant au cœur de notre sujet qui est la prière. Pour ceux qui sont en Christ, la nourriture, l’air, la santé, le travail, les vêtements, etc. ne sont pas considérés comme des dettes. Jésus Christ lui a tout payé sur la Croix. Tout ce que le croyant fait ou mange ou reçoit au nom de Jésus
(Col 3. 17) n’est plus considéré comme une dette mais comme un don que Dieu donne à ses enfants gratuitement.

C’est ainsi qu’on remercie Dieu pour ses bienfaits et pour ses dons chaque fois qu’on prie, surtout pour ce que Jésus a fait pour nous sur la Croix. Ce que le croyant oublie souvent pourtant, c’est le fondement de sa foi et de sa libération !

Par contre, ceux qui ne croient pas en Jésus Christ ont des dettes qu’ils doivent payer. La conséquence de ce non-payement, c’est la mort éternelle.

Modèle de prière: Le Notre Père


Dans Mat 6. 9-13, on trouve le « Notre Père », modèle de prière que Jésus Christ nous a enseigné. Cette prière nous conduit à penser et à nous engager d’abord pour la cause du Seigneur. Ensuite, elle nous enseigne également à penser aussi bien à nos prochains qu’à nos ennemis et de les remettre entre les mains et la bénédiction de Dieu avant que nous ne demandions au Père nos besoins matériels et spirituels. Le « Notre Père » nous dépouille de tout égoïsme !

Signification de « Amen »


Amen est un mot hébreu qui signifie : « Je fais confiance en toi mon Dieu et mon Roi ». Il ne faut pas mentir ! Si tu n’as pas confiance en Dieu, il ne faut pas prononcer le mot « Amen ». Alors, pourquoi ne pourrions-nous pas insérer dans nos prières la demande de confiance en Lui avant de la finir par « Amen »?



Pasteur Naina ANDRIALAMPISON