Menu

lundi 19 juin 2023

Volana Jona 2023

 

Ny Asabotsy 24 Jona manomboka @ 11h : Ny kermesin’ny FPMAOrléans izay hatao ao La RUCHE any Meung/ Loire hoatra ny t@ taona lasa ihany. Hisy vide grenier, kilalao isankarazany, hampanaovin’ny Sampana isaky ny stand ary sakafo antoandro maivana hamidy  @ vidiny mirary izany. Avy eo dia manaraka ny tsakitsaky sy ny fanalana hetaheta isankarazany , hatomboka @ Bonbon Anglais sy ny hafa avy any antanindrazana sy ny avy eto antoereana koa :

Hisy lasopy tongontromby hatao amin’nizany ary vary amin’anana rehefa manomboka takariva iny.

Ny Takariva koa dia Hisy arendrina hiarahan’ny ankizy atao ka 1€ ny fanala kely  ary 2€ ny lehibe.

Ny vide grenier dia ezahana ho zavatra  mbola azo ampiasaina izany hoe mbola mandeha.

Hisy koaTombola miaraka amin’y loka matevitevina.

Averina foana moa fa ny vola azontsika amin’ireny hetsika ireny no hanaovana ny fiaimpianampiangonana rehetra : vatsin’ny Mpitandrina, Jiro sy Rano ary koa ny hofantrano. Mandava taona izany.

Fampianarana Zoma hariva:

Toa ny isaky ny Zoma hariva amin’ny 20h30 -21h30 : Fampianarana arahanan’ny Rojombavaka atao @ Visio na fampitandavitra. Ny amin’ity volana ity moa dia ny Fakampanahy na ny tentation no thème voasana @ izany..

23 juin 2023 : « Comment résister ? »1 Timothée 6 : 10-14 ; 1 Pierre 5 : 6-9

30 juin 2023 : « La perfection par l’épreuve : Sommes-nous testés ?»Jacques 1 : 1-4 ; 1 Thessaloniciens 2 : 1-4

07 juillet 2023 : Questions - réponses