Menu

vendredi 7 juillet 2023

Volana Jolay 2023

 Volana Jolay sy Aogositra 2023

 30 juin 2023 : « La perfection par l’épreuve : Sommes-nous testés ?»Jacques 1 : 1-4 ; 1 Thessaloniciens 2 : 1-4

07 juillet 2023 : Questions - réponses

25-26-27 Août : Lasimpiangonana sy Fitsangatsanganana any Bretagne fa tsy Normandie ka  any MARZAN(Morbihan :56): hatao telo andro izy amin’ity ka ny daty moa dia iny dernier Weekend’ny volana Aogositra iny ihany. 

Amiin'ny 23 Jolay no tapitra ny fisoratana anarana fa raha feno alohan'izay moa ny isan'ny olona dia hakatona ny fisoratana.

Any amin'ny Filoha no atao io fisoratana anarana io. 

Tandremo: Toute réservation est due satria izany mety mibaha,na toeran'olona fotsiny izay namandrika.

Alahady faha 09 Jolay : Alahady faharoa amin'ny volana ka hataontsika toa ny mahazatra amin'ny teny Frantsay ny fotoana amin'io: Ny Litorjia an'ny FPMA fa ny hira dia hatao teny gasy ihany.

« Venez à moi, vous tous qui êtes fatigués et courbés sous un fardeau, et je vous donnerai du repos » Matthieu 11.28


 Alahady faha 02 Jolay no Alahady manaraka dia Andron’ny RPO (Rassemblement des Protestants Orléanais) @ 10h 30 etsy Eglise St Dominique St Jean de la Ruelle.

Tsy hisy Fiangonana izany eto @ Chapelle  amin’io fa any @ RPO daholo isika no hihaona.

Avy eo isika dia hiaraka hanao Barbecue amin’ny AMFOrléans etsy Marcilly en Villette