Menu

samedi 31 mars 2018

Aprily 2018

Fivorian'ny Komity ara-potoana: 21 Aprily @11h ao @ Chapelle St Marc. 

Vaovao voaray ato amin'ny Tafo Orléans:
*-Fifaliana ho an'ny Mpitandrina sy ny fiangonana FPMA Port Royal Arago ny mampahafantatra
ary manasa anareo fianakaviam-be ao amin’ny Tompo amin’ny fetim-piangonana izay ataonay
amin’ny asabotsy 5 mai manomboka amin’ny 5 ora hariva. Izany dia atao ao amin’ny
Paroisse de la Trinité
172 Boulevard Vincent Auriol
75013 Paris

*Alahadin'ny Sampana Sekoly Alahady: 22 Aprily 2018

*La STK Yvelines-Fahazavana a l’honneur de vous inviter à son premier culte de l’année 2018
portant sur le thème suivant : Un Dieu Indispensable​.
 Dimanche 29 Avril 2018 à 15h30
- ERF St Quentin-En-Yvelines, 9 avenue de la gare Montigny-le-Bretonneux,
78180. (Gare : RER C, Ligne U & N. Arrêt : St Quentin-En-Yvelines)

Hafatra Pastoraly Paska 2018

Ity ny rohy hafahantsika mamaky ny hafatra pastoraly farany teo.
https://www.fpmaorleans.fr/2018/04/hafatra-pastoraly.html

Paska 2018

Hitanareo ato ny filaharan'ny hira sy ny vakiteny amin'ny 01 Aprily 2018 : https://fanipazana.fpmaorleans.fr/paska-2018/

Perikopa

Rohy Perikopa

Rojombavaka miaraka amin'ny Pst Joseph Rakotoarimanana.

Isaky ny Zoma alina @ 20h30 hatr@ 21h:
Tel n° 01.80.14.06.90 code 265 821 #