Menu

mardi 11 décembre 2018

Volana Desambra


Alahady 30 Desambra 2018: @ 16 ora ao @ EPUdF. Alahadin'ny Fianakaviana  

Nisy fiaraha-misakafo ((Tsôka no natao) tao aorian'ny Fotoana. Nahavory olona maro avy any ivelany toy ny mahazatra.

Alahady 23 Desambra 2018:

Alahady 16 Desambra 2018:

Asabotsy 08 Desambra 2018 : Antsampanahy nataon'ny AMF Orléans

t@ 15h30 tao @ Chapelle St Marc ihany, nisy Hira 12 no natao tamin'izany.

Alahady 02 Desambra 2018: 

@ 10h30 tao @ Chapelle St Marc ihany.