Menu

samedi 4 novembre 2017

Volana Novambra 2017





Fihaonana lehibe eto @ FPMA: Jereo ny kalandary etsy ankavanana.

Hetsika "SAMPANA MIRAY":

 Asabotsy 11 Novambra 2017 @15h30-Rindrankira-Antsampanahy-Dihy- ataon'ireo sampana 5 (SA-STK-AMF-SVK-SZM) eto amin'ny Tafo Orléans. Hisy collation aorian'ny fampisehoana.

ZAIKABE FPMA any Quetigny ny Zoma 03 Novambra-Sabotsy 04 Novambra ary ny Alahady 05 Novambra 2017/. 


Fiangonana manaraka eto Orléans:

Alahdy 19 Novambra [email protected] 10h30: Alahadin'ny Sampana Zava-Maneno (SZM Orléans)
Alahady 05 Novambra 2017 @ 10h30 ao @ Chapelle St Marc: