Menu

mardi 13 février 2018

Volana Febroary 2018

 Rohy Perikopa

Rojombavaka miaraka amin'ny Pst Joseph Rakotoarimanana.

Isaky ny Zoma alina @ 20h30 hatr@ 21h:
Tel n° 01.80.14.06.90    code 265 821 #

Presbytère Sainte Jeanne D'Arc, 1 Rue Verte, 45000 Orléans   na Bd Guy Marie Riobé: à l'intersection des deux.

Alahady 25 Febroary 2018

-Fanolorana ireo Birao vaovao eto amin'ny Tafo Orléans.
                   sy ny Biraon'ny Sampana isan'isany eo anoloan'ny Fiangonana.
-Fanomanana ny Fandraisantànana sy  ireo ho tokanana diakona ny 04 Marsa 2018

Alahady 18 Febroary 2018

Alahady fahatelo amin'ny volana misy FFT.
Tapaka fa ho tokanana ny Alahady 04 Mars 2018 ny Diakona 2018-2019. Ka ny Chateau de la Charbonnière no azo amin'izany, avy amin'ny( FiMpiMa).
Hisy 150 mahery ny olona any @ fiaraha-misakafo ny 04 Marsa izay atao any Chateau de laCharbonnière. I James sy Liva no hikarakara ny sakafo amin'izany.
Alaina ny Zoma 02 Mars maraina ny lakile ary @ 13h30 no manao ny état des lieux.

Alahady 04 Febroary 2018

Andro nifidianana ny Birao sy Vaomiera ato amin'ny Tafo:
-Birao: Filoha RANDRIAMANANTENA Nissya
            Mpanampy RAZAFITRIMO Herivola
            Mpitambola: RAVELOJAONA Holy
            Mpitantambola: RANDRIAMANANTENA Guy
            Mpitantsoratra : RAMANANJO Serge sy RAZAFITRIMO Ralaiarivony.
-Vaomiera
      Aimpanahy: Andriamampionona Georgette
      Fanentanana: Randriatsarafara Mahefarivo
      Fifandraisana: Randriatsarafara Neriah
      Entimanana : Razafitrimo Hary
      Asa Sosialy : Rasoavololomboahangy Florence.
-Fifandraisana Oecuménique: Randriamboarison Orélien.