Menu

mercredi 9 janvier 2019

Volana Janoary 2019

Site FPMA https://fpma.church
Radio Vatsy EN DIRECT https://radio.fpma.church

Alahady 27 Janoary: Alahady natokana hiarahabana ireo zokiolonaeto amin'ny Tafo ary hiaragana hisakafo etsy @ D'Hokkaido rehefa mirava ny FG.

Ntao teo ny famangiana an'i Eugène

Alahady 20 Janoary: Alahady Fandraisana eto @ Tafo koa io. 

Alahadin'ny firaisampinoana hiandrasana ireo namana avy any @ Fiangonana hafa (Katolika) izay tokony handalo ao @ Chapelle  ny tolakandro @ 15ora, ary hizotra handeha tongotra ho any @ Eglise Fleury les Aubrais avy eo.

Natao teo ny famangiana an'i Georgette.

Alahady 06 Janoary  2019 , Alahady voalohan y @ Taona sady handraisana Katekomena 3 eto amin'ny Tafo.

Toerana: ao @ Eglise Jeanne d'Arc Orléans  1 Rue Verte, 45000 Orléans.

Fotoana: manomboka @ 10h30