Menu

vendredi 12 septembre 2014

Asa Chapelle


Chapelle Barrière Saint Marc-Eglise FPMA_Orléans
Ankapobeny: Volana Aprily 

Tonga ity ny volana Aprily izay hanombohan’ny convention-tsika sy ny Diocèse.
Tsara izany  raha alaina aingana dia aingana ny trano mba tsy anofàna ny trano anankiroa. Ka noho izany dia kasaina ny hamitàna azy ity mba hahazoana miditra ao alohan’ny Pentekosta. Ka raha ny faniriana aza dia ny handeha ao ny 30 Aprily (2013 io).
Izany anefa tsy vitan’olombitsy fa tsara raha hiarahana fa firaisana no hery ary fitoriana ihany koa ny asa toa itony ka izany no hanaovana ANTSO AVO ny Kristiana Malagasy rehetra eto  ORLÉANS fa mbola be tokoa ny miandry ary ngeza koa raha jerena akaiky ny hatao rehetra.

Toy izao ary ny andinindiny amin’ny ao:

A)Ny asa vita 
-Hatramin’izao aloha dia ny fanalàna ny Barres transversales  sy ny zavatra nitsangana tao no natao tao ary ny fanariana izany
-Ny atsy amin’ny Sacristie dia efa vita madio ihany ankoatry ny fanaka be.
-Ny jiro vonjimaika dia efa mipetraka ny néons ary azo alefa koa ilay boules roa.
-Ny Projecteurs sisa no tsy mbola voarehitra.
-Ny Autel koa dia efa miverina fa nosaromana fotsiny.

B) Ny Asa miandry  
Raha izao aloha dia ny manary ny fako mitosaka be indray.(dingana2)
1)ASA VAVENTY
Lalandrano
Manao ny tuyau fampidirana ny rano madio.
Manao ny lavaka fanariana rano maloto
Lalanjiro
Fametrahana ny Tableau Jiro
            Mametraka ny fils amin’ny toerana ilàna azy.
Toilettes et Mezzanine:
            -Fanalàna ny Varavaran’ny confessionnal.
-Fananganana tanteraka ny rindrina , ny varavarana
ny  Tafony hatao mezzanine etsy ambony.
Mametraka ny tuyau rano maloto
Mametraka ny tuyauterie rano madio.
Manangana ny rindrina arapenitra asiana cloison roa.
            Mametraka ny tafony (cloison ihany)
            Mametraka ny Bastaing.
            Mametraka ny gorodona etsy ambony.
            Mametraka ny carrelages
Mametraka arofanina etsy ambony.
2)ASA MADINIKA
Fampirimana ny entana mety hilaina,
Fanalana izay azo atao fako
Fiheverana ny atao @ ireo varavarana miisa 38
Sacristie:
Fametrahana ny Tableau Jiro
Fanadiovana ny rindrina
Fametrahana ny Lambris plafond sy rindrina ao.
Fametrahana ny lakozia kely.
Fametrahana ny fanaka sy ny kojakoja ilaina ao.
Salle Fiangonana
Manadio ny rindrina
Manadio ny tany ( dingana 1)
Varavarampiangonana
Fanalahidin’ny Fiangonana
Fanadiovana sy fametraha ny endriky ny trano.(haingo trano)
Fametrahana ny Jiro rehetra sy ny Prises isankarazany.
Fampidirana ny rano
Fanadiovana (Dingana 2 sy 3 )
Dabilio sy ny Seza.