Menu

Affichage des articles dont le libellé est AMF O. Afficher tous les articles
Affichage des articles dont le libellé est AMF O. Afficher tous les articles

mercredi 22 juin 2022

Takelaka AMFO Jona 2022

 Mbola AMFO ihany fa ity dia 2022 fotsiny

Mise à Jour de Juin 2022
Ela tokoa izay nefa tsy misy mety manao fanazaiana ity pejy ity ka dia miandry hoatra izay e: 
samy manao izay vitany.

Hetsika 2022:  Alahadin'ny Sampana AMF Orléans: 18 Septambra 2022.
    Ny famerenanan dia tsy miato fa mitohy foana ary efa natomboka ny 04 Jona lasa teo aza
Mitohy hatrany izany ny 18 Jona sy ny 02 Jolay ary avy eo dia ny volana Septambra 03 Sept vao hisy fanomanana.
Any MEUNG sur LOIRE kosa ny fankalazana ny Kermesse ny 25 Jona 2022 izao manomboka @ 14h. Afaka tonga ianao ny maraina @10h ary hisy sakafo azonao vidian amin'izany.

mercredi 8 février 2017

AMFO 2016-2022

FIV/03/2016-2017
Hetsika 15  Aprily 2017

TATITRY NY FIVORIANA NATAO NY 21 JANOARY 2017
TANISA DINIKA :
  • hetsika 2017
  • fomba fiasa

HETSIKA 2017 :
Ireo hevitra lany :
Ity Volana Marsa ity dia hatao Asabotsy sy Alahady ny famerenana.
  • 15/04/2017 : hanao fampisehoana ( karazana comédie musicale) mikasika ny niainan'i Jesoa Kristy manomboka teo @ ny fiakarany ho any Jerosalema ka hatramin'ny nitsanganany tamin'ny maty. Jereo ny Flyer.
    Tsy hatao ahazoam-bola ity hetsika ity fa hatolotra am-pitiavana.
  • 23/04/2017 : Alahadin'ny Sampana + fiaraha-misakafo any @ ny restaurant chinois . Ity hetsika ity kosa dia hatao ahazoana vola hanatevenana ny kitapo ( Choeuruni, sns....)
  • Famaliana fanasàna EPUDF any Paris hiara-manatanteraka fanompoam-pivavahana aminy mba hamelombelona ny Fiangonana ao.
    Ho jeren'i Nissya sy Marina, izay nampita ny fanasàna, ny alahady faha-2 amin'izay volana mety amin-drizareo ( ezahana mantsy mba ho alahady tsy misy fotoam-pivavahana ato @ FPMAO no handehanana any)

FOMBA FIASA :
  • Ezaka fahatongavana : entanina ny tsirairay mba hanao ezaka manokana hamonjy ny fianaran-kira araka izay faran'ny azo atao ; ka ialàna izany ny fanomezan-tsiny ireo tsy afaka manatrika fianaran-kira satria samy mahatoky sy mino fa efa niezaka mafy izy ny ho tonga.
  • Andro sy ora famerenana sy fianarana : tanana ny teo aloha, izany hoe :
    * asabotsy faha-3 @ ny volana mialoha na aorian'ny KMPO (arakaraky ny ora hanaovana ny KMPO)
    * alahady faha-4 aorian'ny fotoam-pivavahana manomboka @ 2 ora sy sasany ka hatr@ 4 ora sy sasany tolak'andro
    ( Azo atao tsara ny mitondra sakafo dia mihinana izany ao am-piangonana)
  • Fahamarinam-potoana : hanao ezaka manokana mba hanomboka sy hifarana ara-potoana ny fihaonana rehetra ( fivoriana, fianaran-kira), ka samy ho tonga ara-potoana mba ahazoana manao izany.
  • Fitaovana : hanao ezaka manokana ny tsirairay mba samy hanana ny tonon-kira ho hiraina , mba tsy efa hihira mihintsy vao hitady. Oméga dia manaiky am-pitiavana ny hanomana ny tonon-kira ho an'ireo izay milaza aminy mialoha.
  • Hijery sy hanitsy ny liste + coordonnées-ny mpikambana ny Mpandrindra.

AMFO :

16/12/2012 : nandray anjara tamin'ny Krismasin'ny ankizy ao amin'ny ERF+ FPMAO ary CBE
26/05//2013 : alahadin'ny Sampana + sakafo any @ restaurant hahazoana vola
Nov 2013 : fifidianana Birao : Filoha Guy ; secretaire Fara ary mpitambola Nériah
2015 : fifidianana Birao : Filoha Liva , mpitambola Oméga
2016 :andro natokana ho an'ny Sampana :
- 06/02 ; fiaraha-misakafo hanamarihana ny fidirana sy fandraisana ny mpikambana vaovao
  • 25/06:fampisehoana ahazoana vola mitarehy vary bemenaka
  • 26/06 alahadin'ny sampana
  • 01/11 fiaraha-misakafo fidirana taona 2016-2017 + fandraisana mpikambana vaovao + famerenana
  • 10/12 : fampisehoana «  Noelim-pitolomana »

AMF-FAFATS :

21/01/2017 : fifidianana Birao
Mpandrindra : Liva Focard
Mpandrindra hira : Tafo Melun
Mpandrindra mozika : tafo Fihobiana
Mpitanrtsratra tafo Grands -Champs sy tafo Cergy
Mpitambola ; tafo Arago
Mpitantambola : tafo Yvelines Fahazavana
Mpanolontsaina : tafo Vatofehizoro
Mpisahana fitaovana ( logistique) : tafo Vincennes

AMF-NASIONALY

19/11/2016 : Fifidianana Birao
Mpiandraikitra : Lalaina Ramarotafika
VPDT : Soréo avy ao Toulouse
Amfo/Liva ao anaty Vaomiera Hira
25/03/2017 : Fivoriambe AG eto @ Région Parisienne

mercredi 26 mars 2014

Flyer 12 Avril 2014

HETSIKA AMFO-AMFFAFATS

Homena aoriana ny andinindininy

samedi 26 janvier 2013

Hira Janoary

@ Antsampanahy Fahazavana 10 Fevrier 

- Entre tes mains (Choeuruni 2012)
- Ny antson'ny Tompo (Choeuruni 2012)
- Haleloia, midera anao (Choeuruni 2012)
- Tsaroanao va re (Choeuruni 2012)
- Misaotra Ray (Choeuruni 2012)
- Ô ingao ny hirampifaliana masina.

Hira hianarana ny Zoma 01 Febroary
any @ 20 r des Ecoles St Jean de la ruelle @19h
-Mihainoa Jesoa

Ny hira hatao ny 27 Janoary
         -Ianareo koa.

Ny @ 12 Janoary any @ FAfAts  kosa dia
            -Izy
            -Misaoara

Ny hatao ny 06 Janoary dia :
         -Eo anilanao
          -Alleloia (Haendel)

mardi 4 décembre 2012

Repet Chorale2

Izay te hanafatra ny CD sy DVD ChoeurUni 2012 dia misoratra any @ i Fara

Répétitions Chorale AMFO:

Samedi 15 Décembre 2012 à 17 h: TENA IZY.

Samedi 15 Décembre 2012 à 14h : Izy rehetra + Prise de son
Lieu: Chapelle St François St Jean de Braye

Vendredi 14 Décembre 2012 de 18h30 à 21h...: Izy rehetra
Lieu: 20 rue des Ecoles St Jean de la Ruelle 

Jeudi 13 Décembre 2012 de 18h30 à 21h:Izy rehetra angamba
Lieu: 20 rue des Ecoles St Jean de la Ruelle

Dimanche 09 Décembre  2012 de 15h30 à 18h 00: Haleloia, Salamo F, Ianareo koa.
Lieu 1 rue Parisie

Vendredi 07 Décembre 2012 de 18h30 à 21h00 (21h30??): Tsaroanao va re, Fa Jehovah, Misaotra Ray
Lieu 1 rue Parisie

Samedi 01 Décembre 2012 de 14h30 à 17h00
Lieu: 1 Rue Parisie

Vendredi 30 Novembre 2012 de 19h00 à 21h00
Lieu: 1 Rue Parisie

vendredi 2 novembre 2012

Repet Chorale

Commandes CD ou DVD ChoeurUni

Izay te hanafatra ny CD sy DVD ChoeurUni 2012 dia misoratra any @ i Fara
 telf 06 68 73 56 20  na email [email protected] 

Répétitions Chorale:

Dimanche 09 Décembre  2012 de 15h30 à 18h 00
Lieu 1 rue Parisie

Vendredi 07 Décembre 2012 de 18h30 à 21h00
Lieu 1 rue Parisie

Samedi 01 Décembre 2012 de 14h30 à 17h00
Lieu: 1 Rue Parisie

Vendredi 30 Novembre 2012 de 19h00 à 21h00
Lieu: 1 Rue Parisie

Samedi 24 Novembre 2012 de 14h30 à 17h00
Lieu : 1 Rue Parisie

Vendredi 23 Novembre 2012 de 19h00 à 21h00
Lieu : 1 Rue Parisie.

Samedi 17 Novembre 2012 de 14h30 à 17h00
Lieu :1 rue Parisie Orléans Ville

Vendredi 16 Novembre 20120 de 19h00 à 21h00
Lieu : 1 rue Parisie Orléans Ville

Du 10 Novembre 2012:
Lieu : 15 Maréchal Juin 45 100 Orléans La source.  Tram A Arrêt / Bolière.

Du 03 Novembre 2012
"C'est avec une grande joie que je vous informe, que notre prochaine répétition aura lieu ce samedi 04 novembre 2012 et débutera  à 14:30 et se terminera à17:30.."

vendredi 5 octobre 2012

AMF O

Sary iray  AMF FAfAts

Fifidianana AMFO FAfAts:

Filoha:Atoa Antsa ANDRIANARIVELO FPMA Vatofehizoro         [email protected]   06.35.33.04.07
Mpandrindra (lafiny hira) : Rtoa Betty RANOARIMANANA izay Chef de Choeur tafo FPMA Vincennes, ary koa
                                          sady ao amin'ny commission mandinika ny projet Choeur Uni 2016 - La Réunion                                       [email protected]   06.64.15.59.31
Mpitan-tsoratra : ny antoko mpihiran'ny FPMA Yvelines Fahazavàna
Mpitam-bola : ny antoko mpihiran'ny tafo FPMA Melun 
ireto farany kosa hanendry olona iray ho mpikambana ao amin'ny birao.

Fianarankira

Asabotsy voalohany @ volana sy Asabotsy fahatelo alohan'ny Fivorian'ny Komity matetika @ 2 1/2o tolakandro ao @ rue Parisie raha tsy misy fiovàna.
Manomboka izao (Novambra 2012) dia ny Zoma hariva sy ny Asabotsy folakandro.

Fanomanana ny Concert 15 Desambra 2012:
Fikasàna @ Hira hatao :

 Tapany voalohany:

-Tsaroanao va re?
-Raha tonga teto
-Isaky ny fifaliana
-Entre tes mains (plus teny Gasy)
-Eo anilanao
-Izy

Tapany faharoa

-Fa Jehovah hitahy
-Salamo farany
-Misaotra Ray
-Ianareo koa
Misaora misaora
-Haleloia(Haendel)