Menu

mercredi 22 juin 2022

Takelaka AMFO Jona 2022

 Mbola AMFO ihany fa ity dia 2022 fotsiny

Mise à Jour de Juin 2022
Ela tokoa izay nefa tsy misy mety manao fanazaiana ity pejy ity ka dia miandry hoatra izay e: 
samy manao izay vitany.

Hetsika 2022:  Alahadin'ny Sampana AMF Orléans: 18 Septambra 2022.
    Ny famerenanan dia tsy miato fa mitohy foana ary efa natomboka ny 04 Jona lasa teo aza
Mitohy hatrany izany ny 18 Jona sy ny 02 Jolay ary avy eo dia ny volana Septambra 03 Sept vao hisy fanomanana.
Any MEUNG sur LOIRE kosa ny fankalazana ny Kermesse ny 25 Jona 2022 izao manomboka @ 14h. Afaka tonga ianao ny maraina @10h ary hisy sakafo azonao vidian amin'izany.