Menu

jeudi 2 juin 2022

Volana Jona 2022

Hetsika  sy Filazana samihafa @ ity volana Jona sy Jolay ity.
Filazana manjo:

III)-Nodimandry ny 19 jolay maraina ny Raiamandreny 
"Rtoa RAZANAMIANDRASOA". 

Ny alakamisy 28 jolay 2022 @ 3 ora folak'andro isika no afaka mampahery ny fianakaviana ao amin'ny Maison funéraire 198 Flandre Dunkerque 45160 OLIVET amin'ny alalan'ny fotoam-bavaka fohy. Ho lazaina amintsika tsy ho ela ny ora. Aorian'io dia halefa hody any an-tanindrazana ny vatana  mangatsiaka. 

II)-Nodimandry ny 17 Jolay maraina teo ny Raiamandrenintsika 
Esther RATSIMBAHARIJAO”, 
maman'i Ruth sy Max RASAMIMANANA.

ny ora famangiana ireo havantsika mana-manjo amin'ny Asabotsy 23 juillet : Amin'ny 10 ora ka hatramin'ny 10 ora sy sasany ny fianakaviana no afaka mandray antsika ka noho izany dia amin'ny 8 ora sy sasany maraina (tsy diso) indray isika no hiainga ao am-piangonana (Chapelle de la barrière St Marc). 

Amin'ny alatsinainy 1er août kosa no hanaovana ny fanompoam-pivavahana ao amin'ny fiangonana Paris Chauchat ary amin'ny Atalata 2 août ny razana no hanainga ho any Madagascar

I)-i Ramatoa MATON Lanto, diakona eto amin’ny FPMA Yvelines Fahazavana dia mampandre ny fodiamandrin’ny vadiny :

Atoa MATON Maurice 

teo amin’ny faha 83 taonany.


Miandry ny fandaminana avy amin'ny fianakaviana isika ary mitondra am-bavaka azy ireo


Alahady 03 Jolay Fandraisana ny Mpitandrina RAZAFINDRAMBOA Tantely  sy fanolorana ny hafaliampo sy fisaorana ny Mpitandrina RAHARIJAONA Marie-Angèle.

WE 1-2-3 Jolay: Sortie STK any Normandie.

Sabotsy 25 Jona @ 14h:

Kermesse fananteram-bokatra etsy La RUCHE MEUNG sur Loire 

Afaka mandroso sakafo atoandro ho anao ihany koa alohan'ny 14h na izany aza.




RPO Tohiny:

 Fisaorana : Am-pifaliana ny hampitaina amintsika ny fisaorana avy amin'ireo tompon'andraikitry ny RPO omaly. Faly tokoa ary mankasitraka ny fandrasana anjara nataontsika izy ireo.

-Alahady 12 Jona @ 10h30 etsy @ Eglise St Dominique St Jean de la Ruelle

RPO (Rassemblement des Protestants Orléanais)

 misy tabilao fangatahana hisoratra anarana @ fandraisana anjara amin'ny Apéritif:NEMS, SAMBOS, MOFO SAKAY; BOULETTES; CATLESS;  350 no ilaina isan'isany. Efa nisy olona nanome ampahany fa jereo ny tabilao. BOISSONS soft(350 cannettes).

Jereo ihany koa ny tabilao ho fenoina momban'ny fandraisana anjaran'ny  FPMAO @ Organisation: Equipe installation Samedi 11 Juin 14h ; Equipe Encadrement des enfants ; Equipe Garderie ; Equipe Accueil et Sécurité. Equipe accueil Parking puis enfin Rangement le Dimanche 12 Juin à 14h30.

Alahady 12 Jona tolakandro :Tsy hisy Fg izany ny FPMAO amin’io fa any daholo fa  ny antoandro kosa dia hiaraka isakafo etsy @ Charbonnière ny Komity mivelatra  mba hanao dinika bebe kokoa.

Komity mivelatra moa dia ireo Diakona sy nyFianakaviany, ny Filohan’ny Sampana sy ny Birao ao amin’ny sampana tsirarirary avy miaraka amin’ny fianakaviany avokoa. 


SA na Sekoly Alahady.

Les examens de fin d’année de la Section SEKOLY ALAHADY seront organisés comme suit:    -        Pour le groupe des Petits : le samedi 11 juin 2022 à 14h30, à l’église ;

-       Pour le groupe des Moyens : le dimanche 19 juin 2022, pendant le culte, à l’église ;
-       Pour le groupe des Grands : le dimanche 19 juin 2022 à 17h30, en distanciel ;
-       Pour le groupe des Jeunes : le samedi 11 juin 2022 à 14h30, à l’église ou le dimanche 19 juin 2022 à 15 heures, en distanciel, pour ceux qui ne peuvent pas venir le samedi 11 juin prochain ;

-       Pour le groupe des Pré-KT : le dimanche 19 juin 2022 à 15 heures, en distanciel.

Une petite modification a été apportée pour le groupe des Grands compte tenu d'une coïncidence d'événements.
Nous invitons les enfants à réviser les leçons.
Nous comptons sur la présence de chaque enfant et vous remercions de votre collaboration.
N'oublions pas de porter en prière ces moments et de les remettre entre les mains de notre Seigneur Jésus.